LIVREUR

Malagasy Miasa Madagascar

30 days left
Location
Antananarivo, Madagascar
Closing date
18 December 2026 (time not specified by the source)
Published on
18 November 2026
Contract
Contractor / freelance
Area
Position in Africa — Country given by the source: Madagascar
How to apply

Free account: “Apply” prepares your CV and letter for this offer; you then send your application yourself. You can also apply directly from the original listing.

Description

LIVREURS efa manana bisikleta, zatra làlana tsara.

Miandraikitra ny fanaterana entana amin’ny mpanjifa ara-potoana, am-pitandremana sy am-pahamendrehana, miantoka ny fiarovana ny entana, ny fahafaham-pon’ny mpanjifa ary ny fitantanana tsara ny vola.

Missions principales

  • Manatitra ny entana any amin'ny toerana misy ny mpanjifa araka ny toromarika nomena.

  • Miasa ny Alatsinainy ka hatr@ Sabotsy

  • Miantoka ny fahadiovana, ny fiarovana ary ny fahatomombanan'ny entana mandritra ny fitaterana.

  • Mitatitra avy hatrany raha misy olana, fahatarana, entana simba, na tsy fahafahana manatitra.

Profil recherché

  • Efa manana bisikileta

  • Efa zatra nanao livraisons eto eto Antananarivo sy ny manodidina.

  • Olona matotra, mahitsy, azo itokisana ary tompon'andraikitra.

  • Mahay mifandray amin'ny olona sy manaja clients

Malagasy Miasa recrute : LIVREUR, Freelance, à Antananarivo, Madagascar.

How to apply

See the original listing.

Sign in to save this job, then track your application.

Where the job is located

location given by the source: Antananarivo, Analamanga, Madagascar

Map background © OpenStreetMap contributors, loaded from their servers. City coordinates: GeoNames. Privacy

See jobs in this city

Listing origin

seen on the original site on 18 November 2026 at 18:01 (Paris time)

We regularly check that the offer is still published there.

Information not provided by the source

duration, field, work arrangement, salary, reference

Report a problem with this offer